msh_2ki_text_reg/25/06.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 6 Nosamborin-drozy gny mpanjaka sady nandesy niakatsy tagny amin'ny mpanjakan'i babylona tagny ribla, tagny rozy ro nitsara gnazy. \v 7 Laha gny amin'ireo anaky lahin'i Zedekia koa, novonoan-drozy teo amasony rozy. bakeo la nopotsirin-drozy gny masony nofehen-drozy gny masony nifeheny tamin'ny rojo saba ie, sady nandesiny tagny Babylona.