msh_2ki_text_reg/19/32.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 32 Ka izao gny safan'i Yaveh mikasiky gny mpanjakan'i Asyria:" Tsy hilitsy amin'ny tana toy ie na handefa amantsipiky ao. Na ho avy alohany ao miarak'amin'ny gny heriny na hanao arosaro azy. \v 33 Gny lala nilirany avao ro hiboahany,tsy afaky militsy amin'ny tana toy ie, Yaveh ro nivola an'izay" \v 34 Fa harovako tana toy sady havotako,noho ny agnamiko voho gn'amin'i Davida oloko.