1 line
478 B
Plaintext
1 line
478 B
Plaintext
\v 19 Sady avy nanohitsy gny tagny Pola mpanjakan'i Asyria sady namean'i Manehema talenta volafoty arivo Pola, mba homba gnazy gny fanohagnan'i Pola ka hampitanjakay gny fanjakan'Israely teo an-tagnany. \v 20 Nalan'i Menahama bakamin'ny Israely tamin'ny alalan'ny fitakia gny olo mana kanagna kirakiraiky mba handoa sekely volafoty dimampolo aminy mba hamea gny mpanjakan'i Asyria io drala io. Ka nitodi-doha himpoly gny mpanjakan'i Asyria sady tsy nipetraky tao amin'ny tany. |