msh_2ki_text_reg/15/01.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 1 Tamin'ny tao faha roapolo fitoamby tao nanjakan'i Jeroboama mpanjakan'Israely , ro nanomboky nanjaka Azaria anaka'i Amazia mpanajakan'i Joda. \v 2 Folo enignamby tao Azaria ro nanomboky nanjaka, sady nanjaka tao Jerosalema nandritsa gny dimampolo roamby tao ie. jekolia ro agnaran-dreniny, sady bakagny Jerosalema ie. \v 3 Nanao to teo imason'i Yaveh ie, maraky zay nataon'i Amazia rainy.