msh_2ki_text_reg/14/13.txt

1 line
502 B
Plaintext

\v 13 Nosamborin'i Joasy mpanjakan'Israely tao Beti-semesy Amazia mpanjakan'i Joda anak'i Joasy anaky lahin'i Ahazia. Avy tao Jerosalema ie sady nandroda gny rindry nanomboky teo amin'ny vavahadin'i Efraima hatragny amin'ny vavahady Zorony efajato hakiho gny halaviriny. \v 14 Nalany iaby gny volamena voho gny volafoty iaby, reo raha iaby hita tao an-tragnon'i Yaveh, voho reo raha manan-danja iaby tao amin'ny lapan'ny mpanjaka, niaraky tamin'ireo takalon'ay avao koa, sady nimpoly tagny Samaria ie.