msh_2ki_text_reg/08/13.txt

1 line
584 B
Plaintext

\v 13 Hazaela namaly hoe:' Ia moa toy mpanomponao ro hanao gnan'io raha bevata io ie? Alika avao ie." Namaly i Elisa hoe:' Fa nasehon'i Yaveh ahy fa ho lasa mpanjakan'i Syria iha." \v 14 La nagnenga gnan'i Elisa i hazaela sady nagnagny amin'ny tompony zay nivola taminy hoe:' Ino ro nolazain'i Elisa taminao?" namaly ie hoe:' Nivola tamiko ie fa ho janga tokoa iha." \v 15 Sady gny ramaray la nangalaky bodofoty i hazaela sady nagnatsoboky gnan'io tao agnaty rano, sady namelatsy gnan'io teo amin'ny vatan'i Beni-hadada mba ho maty ie. la lasa mpanjaka nandimby gny toerany i hazaela.