msh_2ki_text_reg/22/11.txt

1 line
592 B
Plaintext

\v 11 Sady lafa nahare reo safan'ny tenin'ny lalagna gny mpanjaka, la nanataky gny akanjony ie. \v 12 Nandidy gnan'i Hilkia mpisoro, voho Ahikama anak'i Safana, i Akbora anak'i Mikaia, Safana lay mpanora-dalagna voho i Asaia, lay mpanompony, gny mpanjaka, ka nanao hoe:' \v 13 Mandehana sady miresaha amin'i Yaveh ho gnahy, sady ho gnan'ireo fokonolo voho reo Joda iaby, noho reo tenin'ny toy boky zay hita toy. Fa mafonja gny hatezeran'i Yaveh zay mirehitsy amintsika noho gny tsy fijanjignan'ireo razantsika reo tenin'ny toy boky toy la gny hoe hankato zay iaby voasoratsy momba gnantsika."