1 line
329 B
Plaintext
1 line
329 B
Plaintext
\v 1 Tamin'ny faha folo fitoamby tao nanjakan'i Peka anak'i Remalia, ro nanomboky nanjaka i Ahaza anak'i Jotama mpanjakan'i Joda. \v 2 Roapolo tao i ahaza ro nanomboky nanjaka, nanjaka nandritsa gny folo fitoamby tao tao Jerosalema ie. tsy nanao zay marina teo imason'i Yaveh Ndranagnahary, manahaky nataon'i davida razambeny ie. |