msh_2ki_text_reg/19/23.txt

1 line
448 B
Plaintext

\v 23 Tamin'olo nirahinao reo ro nandratiaratianao gny Tompo,fa hoe:'tamin'ny Kalesiko maro reo ro niakarako tamin'ny farany agnabon'ny tendrombohitsy agny,ta-Libanona agny. Tampahiko ze abo mare amin'ny sederany reo,voho ze soa mare amin'ny Kypreso reo. Hijobo amin'ny lavitsy mare aho,amin'ny ze ala maro hazo mamoa. \v 24 Fa nihaly vovo aho sady fa nino amin'ny ranon'ny firenena hafa. Niritsigniko ambanin'ny tomboko ao gny ranon'i Egypta iaby.