msh_2ki_text_reg/17/32.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 32 Nagnome voninahitsy gnan'i Yaveh avao koa rozy, ka nanendry mpisoron'ireo fipetraha abo bakamin-drozy, zay nanao soro ho gnazy tao amin'ny tempoly tao amin'ireo toera abo. \v 33 Nagnome voninahitsy gnan'i Yaveh rozy sady nanompo reo ndranagnaharin-drozy tamin'ny fomba fataon'ireo firenena tamin'izay fomba fataon'ireo firenena tamin'izay fa nandesin-drozy.