msh_2ki_text_reg/17/04.txt

1 line
756 B
Plaintext

\v 4 sady hitan'ny mpanjakan'i asyria fa nitetiky hanohitsy gnazy i Hosea , fotony nandefa mpanday hafatsy nagnagny amin'i So mpanjakan'i Egypta i Hosea , sady koa , tsy mba nanolotsy fagnomezam-boninahitsy ho gnan'ny mpanjakan'i asyria ie, manahaky gny nataony isan-tao isan-tao. Ka nilian'ny mpanjakan'i Asyria ie sady nifeheny tagny am-ponja . \v 5 Bakeo la nanafiky nanera gny tany iaby gny cmpanjakan'i asyria, sady nanafiky gnan'i Samaria voho nanao fahirano gnan'io nandritsa gny telo tao. \v 6 Tamin'ny tao fahasivy naha-mpanjaka gnan'i Hosea, la nangalaky gnan'i Samaria voho nanday gny Israely lavitsy gnan'i asyria gny mpanjakan'i Asyria. Nametraky gnan-drozy tagny Hala ie tao amin'ny Habora Onin'i Gozana, sady tagny amin'ny tanana'ny Mediana.