msh_2ki_text_reg/15/32.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 32 Tamin'ny tao faharoe nanjakan'i Peka anak'i remalia , mpanjakan'Israely, la nanomboky nanjaka i Jotama anak'i azaria, mpanjakan'i Joda. \v 33 Roapolo limiamby tao ie fony nanomboky nanjaka; nanjaka nandritsa gny folo enignamby tao tao Jerosalema ie. Jerosa ro agnaran'ny reniny; anaky ampelan'i Zadoka ie.