msh_2ki_text_reg/15/15.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 15 Gny amin'ny raharaha hafa mahakasiky gnan'i saloma voho gny avorohota narafiny, la voasoratsy ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely io \v 16 La nanafiky gnan'i Tifsa voho reo iaby teo, voho gny sisin-tany nagnodidy gnan'i Trza i Menahema, fotony tsy novohan-drozy ho gnazy gny tana. Ka notafihany io, sady natatahany iaby reo ampela bevohoka tao amin'io tana io.