msh_2ki_text_reg/06/27.txt

1 line
509 B
Plaintext

\v 27 Hoy ie;' Laha tsy magnampy gnanao i Yaveh, manao akory ro hahafahako magnampy gnanao? Misy raha va bakamin'ny famoloa voho gny faniazam-boaloboky?' \v 28 La hoy gny mpanjaka hoe:' Ino ro olanao? Ka namaly ie hoe:' Ho toy ampela toy tamiko; Omeo gny anakao mba hihinanantsika gnazy henany io , voho hihinanantsika anakao hamaray." \v 29 Ka nampangotrahinay gny anako sady nohaninay sady nilaza taminy aho gny andro magnataky hoe:' Omeo gny ananakao mba hihinanantsika gnazy, kanefa fa najary gny ananay."