msh_2ki_text_reg/19/35.txt

1 line
559 B
Plaintext

\v 35 Tamin'ny matognaly io avao,niavy gny anjelin'i Yaveh la nanfiky gny tany misy an'ny Asyriana reo,ka nahafaty miaramila 185.000. Hitan'olo ze nifoza maray rey fatin'olo reo miampatsy mbegny. \v 36 Farany nenga an'Israely Sankeriba mpanjakan'i Asyria ka noly la nipetraky ta-Ninive agny. \v 37 Fa tafara atoy amizay,lafa ie ro nivavaky tan-tragnon'i Nisroka Zagnahariny ao,vinonon'i Andrameleka voho Sarezera anakilahiny tamin'ny sabatra ie.Bakeo amizay nilay tamin'ny tanin'i Ararata agny rozy.Farany nilimbiasin'i Esara-hadona anakilahiny gny fanjakany.