msh_2ki_text_reg/19/20.txt

1 line
591 B
Plaintext

\v 20 La nandefa hafatsy nagn'amin'i Hezekia agny Isaia anakilahin'i Amoza hoe:"Yaveh,tompon'ny Israely niola hoe:'Fa nivavaky tamiko mikasiky an'i Sankeriba mpanjakan'i Asyria iha.Ka nijanjy anao aho. \v 21 Zao gny safan'i Yaveh mikasiky azy:"Gny anaky ampela virijinin'ny Ziona tsy magnisy dikany anao, homehy amin'ny halatsa-barakanao. Gny anak'ampelan'ny Jerosalema magnifikifi-doha aminao. \v 22 Ka ia olo tsy nasianao dikany voho nalanao baraka io? Hanohitsy an'ia moa nampiakaranao gny feonao voho nampiandrandranao gny masonao la nampirehareha anao io? Hanohitsy olomasin'ny Israely!