msh_2ki_text_reg/19/10.txt

1 line
296 B
Plaintext

\v 10 "Volagno amin'i Hezekia mpanjakan'i Joda hoe:Ka nagnenky ho fitahin'ny zagnahary atokisanao io iha,ka hivola hoe:"Tsy hamea ho an-tagnan'ny mpanjakan'i Asyria Jerosalema. \v 11 Fa renao gny raha nataon'ny mpanjakan'i Asyria amin'ny tany iaby mikasiky gny famoteha reo.Ka ho voavonjy va iha?