msh_2ki_text_reg/19/08.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 8 La nimpoly lehiben'ny mpifehy igny ka kojy gny mpanjakan'i Asyria nialy amin'i Libna,fa nireny fa niala baka lakisy ao gny mpanjaka. \v 9 Sankeriba koa nahare fa i Tiraka mpanjakan'ny Etiopia noho Egypta,hialy aminy ,farany nagniraky mpanday hafatsy nagnamin'i Hezekia agny ndraiky ie hoe: