msh_2ki_text_reg/19/05.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 5 Niavy amini Isaia agny gny mpiasan'i Hezekia mpanjaka, \v 6 ka hoy Isaia tamin-drozy:"Volagno amin'ny mpanjakanareo fa zao gny resak'i Yaveh:"Ka mavaka amin'ny resaky ze fanirenao,amin'ny fandratiaratian'ny mpanompon'ny mpanjakan'ny Asyria ahy. \v 7 Hametrahako fagnahy gn'aminy ao,hahare siosio ie ka himpoly an-taniny agny.Hataoko lavon'ny mesobe an-taniny ao ie.