msh_2ki_text_reg/19/03.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 3 La nivola taminy razy hoe:"Zao gny safan'i Hezekia:'andron'ny fijalia,fahafatesa voho fangalam-baraka,henaniky zao fa mariny ho teraky aja zao nefa gny hery hiteraha azy tsy misy. \v 4 Evany ho jan'i Yaveh zagnaharinao gny resaky nataon'ny lehiben'ny mpifehy nirahin'ny mpanjakan'i Asyria tompony mba handratiraty an'Andriamanitra;hamaly raha nataony rey Yaveh Andriamanitrao. Asondroto ho an'ny ze sisa tavela gny fivavahanao.