msh_2ki_text_reg/03/13.txt

1 line
500 B
Plaintext

\v 13 Hoy i Elisa tamin-gny mpanjakan' Israely" Mifagnino moa, zaho noho iha? Ndagny, vonjeo mpagnambara hafatsin-dranao noho reninao reo". La nisafa taminy gny mpanjakan' Israely hoe: " Aha, fotony, Yaveh nikaiky mpanjaka telo reto, mba hagnome gnazy an-tagnan'i Moaba eo." \v 14 Namaly i Elisa: " Laha mbo velo koa i Yaveh tompon-gny raha iaby, an-katrehan'eo ro itsanganako, laha tsy fiasiako gny fagnatrefan'i Josafata mpanjakan'i Joda, la tsy nijanjy gnanao zaho, ndra gny ho nanenty gnanao aza.