msh_2ki_text_reg/03/09.txt

1 line
304 B
Plaintext

\V 9 Ka nandeha nagnodidy tagnatiny fito andro rozy mpanjakan' Israely, noho Joda, voho Edoma. Tsy nahitan-drano ho gnan-gny mpialian-drozy, ndra ho gnan-gny soavaliny rekitry gny biby hafa koa. \v 10 La nisafa gny mpanjakan' Israely hoe: " Ino lahy toy? Va nikaiky mpanjaka telo ho gnan'i Moaba, Yaveh?"