msh_2ki_text_reg/03/01.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 1 Tmy gny tao fahafolo valoamby nanjakan'i Josafata mpanjakan'i Joda, ro nanomboky nanjaka tamy gny Israely tao Samaria, Jorama anakilahin'i Ahaba; nanjaka tagnatiny foloroamby tao ie. \v 2 Nanao raha raty tan-katrehan'i Yaveh ie, tsy nanahaky gnan-drany voho gny reniny; nalany gny vato mitsanga masy gnan'i Bala, ze namboarin-drany. \v 3 Ndra zay, la nita gny helok'i Jeroboana anakilahin'i Nebata ie, zay nampanota gnan'i Israely, tsy nenga tamizay ie.