msh_2ki_text_reg/01/11.txt

1 line
522 B
Plaintext

\v 11 Nandefa kapiteny hafa ndraiky niaraky tamin'ireo miaramila dimampolo ho agny amin'i Elia i Ahazia mpanjaak. Hoy koa io kapiteny io tamin'i Elia hoe:' Iha , ry joharin-Dranagnahary, nilaza gny mpanjaka hoe:' Mizotsoa malaky." \v 12 Elia namaly voho nivola tamin-drozy hoe:' Laha joran-Dranagnanahary aho, ao hilatsaky bakegny amin'ny lagnitsy gny bolo sady handrava gnanao voho reo dimampolo lahinao." La nilatsaky bakegny amin'ny lagnitsy ndraiky gny Bolon-Dranagnahary sady nandrava gnazy voho reo dimampolo lahiny.