msh_2ki_text_reg/01/05.txt

1 line
523 B
Plaintext

\v 5 Lafa nimpoly tagny amin'i Ahazia reo mpanday hafatsy, la hoy ie tamin-drozy hoe:" Fa manao akor ro nimpoly nareo?" \v 6 Hoy rozy taminy:" Nisy johary raiky nifanena taminay nilaza hoe:" Minpolia agny amin'ny mpanjaka zay nandefa gnanareo, sady lazao azy hoe:" Zao ro lazain'i Yaveh:' Satria,va tsy misy Ndranagnahary ao Israely ro nandefa gny olonao hangalaky hevitsy agny amin'i Bala-zeboba, ndranagnaharin'i Ekrona iha? ka nohon'io la tsy hizotso bakeo amin'ny fandrianao zay fa nanganianaoiha; fa zao, ho maty iha."