1 line
589 B
Plaintext
1 line
589 B
Plaintext
\v 1 Hoy i Elisa hoe:' janjigno gny safan'i Yaveh" zao ro voalazan'i Yaveh:' hamaray amin'ny ora manahaky gnan'izao la ho sekely raiky gny vilin'ny koba soa lisa eran'ny famaragna sady ho sekely raiky gny vary hordea roa famarana eo am-bavahadin'i samaria. \v 2" Sady namaly lay joharin-Dranagnahary gny lehiben'ny mpiamby raiky zay nagnankignan'ny mpanjaka gny tagnany, sady nivola hoe;' Ingo, ndra la hanao varavarankely egny amin'ny lagnitsy aza i Yaveh , hitranga va io raha io?" sady namaly i Elisa hoe:' Ingo, hahita gny fitrangan'io reo masonareo, kanefa tsy hihina amin'uo nareo." |