msh_2ki_text_reg/01/09.txt

1 line
505 B
Plaintext

\v 9 Sady nandefa kapiteny miaraky amin'ny miaramila. Niakatsy tagny amin'i Elia zay nipetraky tagny an-tampon-kavoa lay kapiteny. Hoy lay kapiteny taminy hoe:' Iha, ry joharin-Dranagnahary, nilaza gny mpanjaka hoe:" Mizotsoa." \v 10 Elia namaly voho nivola tamin'ilay kapiteny hoe:" Laha joharin-Dranagnahary aho , ao hilatsaky bakegny amin'ny lagnitsy gny bolo sady handevo gnanao voho reo dimampolo lahinao." La nilatsaky bakegny amin'ny lagnitsy gny bolo sady nandrava gnazy voho reo dimampolo lahiny.