msh_2ki_text_reg/02/21.txt

1 line
317 B
Plaintext

\v 21 Niboaky voho nagnan-doharano tagny Elisa, nagnajobo sira tagnatin'izay tao; ka hoy ie hoe: " Zao gny safagnin'i Yaveh: ' Fa nijangagniko rano reo. Mamototsy henanizao, la tsy hisy gny faty, ndra gny tany tsy mahavokatsy sasy." \v 22 Ka la janga vatra rano reo trak'androany, tamy gny safa ze nisafagnin'i Elisa.