1 line
425 B
Plaintext
1 line
425 B
Plaintext
\v 15 Fe henanizao, hagnandesanao mpititiky raha magneno zaho." Lafa nititiky gny mpitititky lokanga, la niavy tamin'i Elisa eo gny tagnan'i Yaveh. \v 16 Nisafa ie hoe: " Zao gny safan'i Yaveh, fenonareo lavaky gnan-dohan-driaky maiky io.' \v 17 Fa hoy gny safan'i Yaveh: ' Tsy hahita tsioky iha, ndra ora, fa hivorian-drano gnan-dohan-drizky io, voho hino ao nareo, nareo rekitry gny biby harenareo noho gny bibinareo iaby.' |