msh_2ki_text_reg/01/17.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 17 La maty araky gny safan'i Yaveh zay nolazain'i Elia i Ahazia mpanjaka. Jorama ro nanomboky nanjaka teo amin'ny toerany, tamin'ny tao faharoa nanjakan'i Johorama anak'i Josafata mpanjakan'i Joda, fotony tsy nana gnanaky i Ahazia. \v 18 Sady amin'ireo raharaha hafa mahakasiky gnan'i Ahazia, moa tsy fa voasoratsy ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'Israely va io?