msh_2ki_text_reg/23/31.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 31 Roapolo teloamby tao i Joahaza ro nanomboky nanjaka, sady nanjaka nandritsa gny telo vola tao Jerosalema ie. Gny agnaran-dreniny la Hamotala; ie la anaky ampelan'i Jeremia bakagny Libna. \v 32 Nanao zay raty teo amason'i Yaveh i Joahaza, manahaky gny raha iaby zay nataon'ireo razambeny. \v 33 Nofehen'i Farao-neko rojo tao Ribla tao amin'ny tanin'i Hamata ie mba tsy hanjakany ao Jerosalema. la nampagnefan'i Neko talenta volafoty zato voho talenta volamena raiky i joda .