1 line
343 B
Plaintext
1 line
343 B
Plaintext
\v 21 Nagnaraky reo lala iaby zay nandehanan'ny rainy sady nanompo reo sampy zay notompoin'ny rainy, sady niankohoky amin-drozy i amona. \v 22 Nagnenga gnan'i Yaveh, lay Ndranagnaharan'ireo razany ie sady tsy nandeha tamin'ny lalan'i Yaveh. \v 23 Reo mpanompon'i Amona la nitetiky hanohitst gnazy sady namono gny mpanjaka tao an-tragnony avao. |