1 line
499 B
Plaintext
1 line
499 B
Plaintext
\v 10 La niresaky tamin'ny alalan'ireo mpaminany mpanompony i Yaveh, nanao hoe: \v 11 " Fotony i Manase mpanjakan'i Joda la nanao reo raha maharikoriko reo, sady nanao raty mandilatsy noho zay iaby nataon'ireo Amorita zay nanao gnan'io talohany, sady nampanota gnan'i Joda avao koa tamin'ireo sampiny, \v 12 nohon'io i Yaveh lay Ndranagnaharin'i Israely, nisafa zao:' Ingo, hahatonga loza manahaky gnan'io eo amin'ny Jerosalema voho Joda Aho ka zay iaby mahare gnan'io, la hangoritsy gny sofiny roe. |