msh_2ki_text_reg/18/36.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 36 Kanrfa nangina gny olo sady tsy namaly fotony fa nandidy gny mpanjaka hoe:' Ka mamaly gnazy." \v 37 Bakeo Eliakima, anak'i Hilikia, zay agnabo teo amin'ny avrohota; voho Sebna lay mpanora-dalagna, voho Joa anak'i asafa lay mpitan-tsoratsy nilitsy nandeha tao amin'i Hezekia niaraky tamin'ireo fisikinan-drozy voatritra, sady nanday gny safan'ny lehiben'ny mpifehy taminy.