1 line
458 B
Plaintext
1 line
458 B
Plaintext
\v 33 Moa nisy nahavonjy gnan-drozy teo an-tagnan'ny mpanjakan'i Asyria va reo ndranagnahary gn'olo? Aia moa reo ndranagnaharin'i Hamata voho Arpada? \v 34 Aia moae reo ndranagnaharin'i Sefarvaima, voho Hena, voho Iva? Nahavonjy gnan'i Samaria teto an-tagnako va rozy? \v 35 Eo amin'ny ndranagnahary gny tany iaby, moa va fa nisy ndranagnahay nahavonjy gny taniny tamin'ny fahefako? Manao akory ro hahafahan'i Yaveh mamonjy gnan'i Jerosalema amin'ny heriko?" |