1 line
572 B
Plaintext
1 line
572 B
Plaintext
\v 31 Ka mijanjy gnan'i Hezekia , fa zao ro lazain'ny mpanjakan'i Assyria hoe:" Mihavana amiko sady miaraha amiko. Sady gny kirakiraiky aminareo iaby la samby hihina amin'ny voaloboky voho hazon'aviavy, sady hino gny rano ao amin'ny famorian-dranony. \v 32 Hanao gnan'io agny amin'ny tany manahaky gny taninareo manoka , tany misy vary voho voaloboky vaovao, tany misy mofo voho tanim-boaloboky, tany misy hazo oliva voho tantely mba ho velo nareo fa tsy ho maty. Ka mijanjy gnan'i Hezekia laha miezaky mandresy lahatsy gnanareo ie, manao hoe:' Hamonjy gnantsika i Yaveh." |