1 line
579 B
Plaintext
1 line
579 B
Plaintext
\v 26 Bakeo i Eliakima anaky lahin'i Hilkia, voho Sebna voho Joa nilaza tamin'ny lehiben'ny mpifehy hoe:' Mba resaho amin'ny fivola Syriana lahy reo mpanomponao, fa azonay io. Ka miresaky aminay amin'ny fivolagnan'ny Joda eo amin'ny sofin'ny olo zay eo amin'ny rindry." \v 27 Nefa hoy gny lehiben'ny mpifehy tamin-drozy hoe:' Moa va nandefa gnahy ho agny amin'ny tomponao iha gny tompoko mba hilaza reo safa reo? Moa va aho nalefany tagny amin'ireo lehibeny mpitaraika eo amin'ny rindry, ia ro tsy maintsy hihina gny malotony voho hino gny aminin-drozy manoka miaraky aminao?" |