1 line
405 B
Plaintext
1 line
405 B
Plaintext
\v 22 Fa laha mivola amiko iha hoe:' Matoky gnan'i Yaveh Ndranagnarinay rahay; moa va tsy ie ilay raiky zau nangalaky reo toera abo voho gny alitara zay malain'i Hezekia, sady nilaza tamin'i Joda voho Jerosalema hoe:' Tsy maintsy manompo gnan'ny toy iha? \v 23 amizao , te-hanolotsy fagnatitsy soa bakamin'ny tompoko mpanjakan'i Asyria aho. hameako soavaly roa arivo iha , laha mahita mpanday gnan-drozy. |