msh_2ki_text_reg/18/19.txt

1 line
573 B
Plaintext

\v 19 Sady gny lehiben'ny mpifehy nivola gnan-drozy mba hilaza amin'i Hezekia zay nolazain'ny mpanjaka lehibe, mpanjakan'i Asyria, manao hoe;' Ino ro loharanon'ny fahatokisanao? \v 20 Safa tsy misy dikany ro lazainao milaza hoemisy nama voho hery ho amin'ny aly. Sady amizao oa ro itokianao? Ia ro nagnome herim-po gnanao hikomy hanohitsy gnahy? \v 21 Ingo, matoky gny tehy volotara torotoron'ny Egypta iha, kanefa laha mitehy amin'io gny olo la hiraikitsy eo amin'ny tagnany io ka handoaky gnan'io. Manahaky gnan'io i Farao mpanjakan'i Egypa amin'ireo iaby matoky gnazy.