1 line
672 B
Plaintext
1 line
672 B
Plaintext
\v 13 Sady tamin'ny tao faha folo efatsamby nanjakan'i Hezekia mpanjaka, Sankeriba mpanjakan'i Asyria la nanafiky gny tana voaaro mare iabin'i Joda ka nangalakygnan'ireo. \v 14 Ka nandefa hafatsy tagny amin'ny mpanjakan'i Asyria, zay tagny Lakisy i Hezekia mpanjakan'i Joda nanao hoe:' fa nanafitohina gnanao aho. Miala amiko. Ndra ino ino hampagnandesinao la ho handesiko." La nitaky tamin'i Hezekia mpanjakan'i Joda mba handoa gny talenta voalfoty telonjato voho talenta volamena telopolo gny mpanjakan'i asyria. \v 15 Ka namean'i Hezekia gnazy gny volafoty iaby zay hita tao amin'ireo tragnon'i Yaveh voho tao aminireo fipetrahan-draha sarobin'ny lapan'ny mpanjaka. |