1 line
388 B
Plaintext
1 line
388 B
Plaintext
\v 11 Ka nandesin'ny mpanjakan'i Asyria tagny Asyria gny Israely, sady nataony tao Hala, teo amin'ny Reniranon'i Habora tagny Goza, sady tao amin'ireo tanan'i Mediana rozy. \v 12 Nanao gnan'io ie fotony tsy nankato gny feon'i Yaveh Ndranagnahariny rozy, fa koa nandika gny safan'ny fagnenkeny, zay iaby nandidian'i Mosesy mpanompon'i Yaveh gnan-drozy. Nanda hijanjy na hanao gnan'io rozy. |