msh_2ki_text_reg/18/09.txt

1 line
435 B
Plaintext

\v 9 Sady tamin'ny tao fahaefatsy nanjakan'i Hezekia Mpanjaka, zay tao fahafito nanjakan'i Hosea anak'i Elaha mpanjakan'Israely, la niakatsy hanohitsy gnan'i Samaria i Salmanesera mpanjakan'i Asyria sady nanao fahirano gnan'io . \v 10 Sady tamin'ny fiafaran'ny tao fahatelo ro nangalan-drozy gnan'io, la tamin'ny tao fahaeny nanjakan'i Hezekia, zay tao fahasivy nanjakan'i Hosea mpanjakan'Israely; io ro fomba nanambora gnan'i Samaria.