msh_2ki_text_reg/14/28.txt

1 line
433 B
Plaintext

\v 28 Laha gny amin'ireo raha hafa mahakasiky gnan'io Jeroboama reo iaby zay nataony, gny fahefany, gny hialinay voho nagnampoliany gnan'i Damaskosy voho Hamata, zay gnan'i Joda, ho gnan'Israely, moa tsy fa voasoratsy ao main'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely va io? \v 29 Nimaty niaraky tamin'ireo razambeny i jeroboama, niaraky tamin'ireo mpanjakan'Israely, sady i Zakaria anany lahy ro lasa mpanjaka teo amin'ny toerany.