msh_2ki_text_reg/14/26.txt

1 line
315 B
Plaintext

\v 26 Fa hitan'i Yaveh gny fijalian'Israely, zay tena nafaitsy tamin'ny kirakiraiky, na gny andevo na gny afaky, sady tsy nisy mpagnavotsy gny Israely. \v 27 Ka nivola i yaveh fa tsy hanimba gny agnaran'Israely eo amin'ny ambany lagnitsy Ie, fa novonjeny tamin'ny alalan'ny tagnan'i Jeroboama anak'i Joasy koa rozy.