msh_2ki_text_reg/11/13.txt

1 line
437 B
Plaintext

\v 13 Lafa ren'i Atalia gny tabataban'ireo mpiamby voho gny olo, la nandeha tao amin'ny olo tao an-tragnon'i Yaveh ie. \v 14 Nijery ie, sady ingo, gny mpanjaka nitsanga teo agnilan'ny tsangam-bato, araky gny fanao , sady reo kapiteny voho reo mpitsoky trmpetra la teo agnilan'ny mpanjaka. sady gny olo iaby teo amin'ny tany la nazoto voho nitsoky trompetra. La nanataky gny akanjony i Atalia ka nikoraky mare hoe:' Mpamadiky! Mpamadiky!"