msh_2ki_text_reg/11/11.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 11 sady nitsanga reo mpiamby , gny olo kirakiraiky miaraky amin'ny fitaovam-pialiany egny an-tagnany, teo ankavanan'ny tempoly hatragny ankavia, agnilan'ny alitara voho gny tempoly, magnodidy gny mpanjaka. \v 12 La nandesin'i Joiada noboaky i Joasy anaky gny mpanjaka, nametrahany satro-boninahitsy, sady nameany gnazy gny lily fagnenkea. la nataony mpanjaka voho nosoran-drozy ie. Nitehaky rozy sady nivola hoe:' Ho ela velo anie gny mpanjaka."