msh_2ki_text_reg/10/34.txt

1 line
418 B
Plaintext

\v 34 Laha gny amin'ireo raharaha hafa mahakasiky gnan'i Jeho, voho zay iaby nataony, voho gny fahefany iaby, moa tsy fa voasoratsy ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'Israely va io? \v 35 Nodimandry niaraky tamin'ireo razambeny i Jeho, sady nalevin-drozy tagny Samaria ie. sady joahaza anany lahy lasa mpanjaka nandimby gnazy. \v 36 Roapolo valoamby tao gny fotoa nanjakan'i Jeho teo amin'Israely tagny Samaria.