msh_2ki_text_reg/10/06.txt

1 line
591 B
Plaintext

\v 6 sady nanoratsy taratasy fagnindroe ho gnan-drozy i Jeho nilaza hoe:' laha miandany amiko nareo , sady tsy maintsy tapahinareo gny lohan'ireo johary avorohota gny tomponareo, sady mandehana atoy amiko aty Jezirela, sady mandehana atoy amiko atoy Jezirela hamaray amin'ny ora manahaky an'izao." amizao reo avorohota gny mpanjaka, miisa fitoplo, la niaraky tamin'ireo johary manan-danja teo an-tana, zay nitaiza an-drozy. \v 7 Ka lafa avy teo amin-drozy lay mpanjaka ka novonoany, olo fitoplo, nataony tao agnaty sobika gny lohan-drozy, sady nalefany tagny amin'i Jeho tagny Jezirela reo.