1 line
602 B
Plaintext
1 line
602 B
Plaintext
\v 1 Sady nana avorohota fitopolo tagny samaria i ahaba. Nanoratsy taratasy i Jeho ka nandefa gnan'io tagny Samaria, ho gnan'ireo mpanapaky gnan'i Jezirela tao agnatin'io reo loholo voho reo mpiamby gny avorotan'i ahaba, nilaza hoe:' \v 2 " Eo aminareo reo avorohota gny tomponareo, sady mana kalesy voho soavaly sady tana voaaro voho akanjo fiarova avao koa nareo. Nohon'io laha vao avy eo aminareo toy taratasy toy, \v 3 la filio zay soa voho mendiky mare amin'ireo avorota gny tomponareo ka apetraho ho eo amin'ny Seza fiandrian-drainy ie, sady mialia ho gnan'nyu avorohotan'ny mpanjaka tomponao." |