msh_2ki_text_reg/06/17.txt

1 line
635 B
Plaintext

\v 17 Nivavaky i Elisa sady nivola hoe:' Ry Yaveh, mitalao aminao gny mba hanokafanao gny masony mba hahita aho." Sady nosokafin'i Yaveh gny mason'ilay mpanompo, ka nahita ie. Ingo, gny tendrombohitsy la feno soavaly voho kalesy bolo magnodidy gnan'i Elisa ! \v 18 Lafa nizotso teo aminy reo Syrina , la nivavaky tamin'i Yaveh i Elisa sady nivola hoe;' Mangataka aminao aho, ataovo jamba reo olo reo." Ka nohajambany rozy, araly gny mnangatahin'i elisa. \v 19 sady hoy i Elisa tamin'ireo syrian hoe:' Tsy io ro lala, na lay tana. Araho aho, fa handesiko agny amin'ilay olo zay ilanareo nareo." bakeo la notarihiny ho agny samaria rozy.